Teny iditra | 1 ranga maso |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507] |
Ohatra |
5 Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [2.472] |
Tovy hevitra | 6 ranga sofina |
Singan-teny | 7 ranga, maso |
Fivaditsoratra | 8 ngara maso, ranga maso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |